LITORJIA D FPMA

Télécharger le contenu au format pdf LITORJIA D FPMA : ANDRIAMANITRA MIALOHA LALANA, MANOLOTRA FAHASOAVANA HO ANAO Prélude : Fiantsoan’Andriamanitra ny mino (convocation), noho izany dia efa eo Andriamanitra : mandritra ny fidiran’ny mpandray anjara (mitsangana) : lakolosy na/sy feon-java-maneno na/sy hira manambara ny fiantsoan’Andriamanitra ny vahoakany hira : manambara fa …